Entrée (1/3) | 1 havana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty 4 Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [1.1] |
Explications en anglais |
5 a friend [1.2, 1.7] 6 a relation, an alliance. See sakaiza, longo [1.2] 7 a relative, an ally; cf. sakaiza [1.7] |
Explications en français |
8 parent [1.3, 1.54, 1.8] 9 allié, ami [1.3, 1.8] |
Exemples |
10 Be havana koa ianareo izany! [2.442] 11 Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332] 12 Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298] 13 Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48] |
Vocabulaire |
14 Rapports: famille |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 22 sakaiza, sakelika, hazo tapaky ny sampy, halam-patana, razana, razam-be, kazaha, raibe, renibe, ray, reny, zanaka, rahalahy, anadahy, rahavavy, anabavy, rafozana, vinanto, vinantolahy, vinantovavy, anabavin-dray, anadahin-dreny, rahavavin-dreny, rahalahin-dray, zafy, zafin' ny mpirahalahy, zafin' ny mpirahavavy, zafin' ny mpianadahy, zafiafy, zafindohalika, zafinkitrokely, zafimpaladia, zafindria, zafitsitorana, zanak' olompirahalahy, zanak' olo-mpirahavavy, zanak' olo-mpiana dahy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, zana-drahalahy, zanadrahavavy, zaodahy, zaobavy |
Mots composés |
|
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot havana |
Entrée (2/3) | 35 havana |
Partie du discours | 36 nom |
Explications en malgache |
37 Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 41 havana |
Partie du discours | 42 nom |
Explications en malgache |
43 havanana [Taisaka]
[1.78] |
Explications en français |
44 droite [Taisaka]
[1.82] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Anagrammes | 49 havana, vahana |
Mis à jour le 2023/05/23 |