| ~ --> fampi~na | ~na --> famp~mana | 
| ~ --> fampi~na | aina --> | fampiainana | havana --> | fampihavanana | tana --> | fampitanana | 
| asa --> | fampiasana | hena --> | fampihenana | tsara --> | fampitsarana | |
| boridana --> | fampiboridanana | mira --> | fampimirana | valana --> | fampivalanana | |
| filafila --> | fampifilafilana | odina --> | fampiodinana | vondrona --> | fampivondronana | |
| handrona --> | fampihandronana | ofana --> | fampiofanana | |||
| hanta --> | fampihantàna | onona --> | fampiononana | |||
| ~na --> famp~mana | indrana --> | fampindramana | inona --> | fampinomana | 
| 
 
 
 
 
 | 
 
 | 
 
 
 
 
 
 
 | 
|   |