| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : donaka
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Izay iray donak' afo iray dinidinika. [2.653 #1180, 2.974 #406]
 | 
| Dikanteny frantsay | Ceux qui se chauffent au même foyer ont les mêmes sentiments. [2.974 #406]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny donak'  afo no samy miakatra fa ny tompony no mahalala ny ao am-bilany.  [2.558 #2935]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Tsy mba ny miray donak'  afo, fa ny miray ombon'  aina.  [2.558 #4557]
 Tsy mba ny miray ombon' afo, fa ny miray ombon' aina.  [2.653 #3395]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 4 | Tsy ny donak' afo no mahafana ny trano, fa ny mpivady mifanara-draharaha.  [2.653 #3560, 2.974 #133]
 | 
| Dikanteny frantsay | Ce qui réchauffe la maison, ce n'est pas la chaleur du foyer, mais l’entente mutuelle des époux. [2.974 #133]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |