| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : reraka
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Ahoana no reraka am-pototry ny sompitra? [2.558]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Amboninjato niongana ve no mitsara adin' akoho, sa governora reraka no mikiraro fatambary ?  [2.415 #2482]
 | 
| Dikanteny frantsay | Est-ce un centenier destitué pour qu' il juge un combat de coqs, ou un gouverneur ruiné pour qu' il mette à ses pieds une petite mesure de riz en guise de soulier?  [2.415 #2482]
 | 
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens déchus et ruinés.  [2.415 #2482]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 3 | Mianara mamindra, fandrao bingo ; mahaiza mitsako, sao kenda; misakafoa tsara mba tsy ho reraka.  [2.415 #6189]
 | 
| Dikanteny frantsay | Apprenez à marcher pour ne pas devenir bancal ; apprenez à mâcher pour ne pas vous étrangler ; mangez bien pour que vos forces ne défaillent pas.  [2.415 #6189]
 | 
| Fanazavana frantsay | En tout, il est nécessaire d' apprendre.  [2.415 #6189]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 4 | Miverin-dalana ohatra ny amboa mahia.  [2.558]
 Miverin-dalana ohatra ny amboa reraka.  [2.558]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 5 | Reraka ny kary, fa lasan-ko papango ny akoho.  [2.415 #734, 2.558 #3755, 2.653 #2792]
 | 
| Dikanteny frantsay | Les chats sauvages n' en peuvent plus car les poules se sont changées en papangues.  [2.415 #734]
 | 
| Fanazavana frantsay | Les petits ne se laissent plus faire et ceux qui les pressuraient sont sur les dents.  [2.415 #734]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |