| Entrée (1/4) | 1 kabaosy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tanalahy resy an' ady [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2] | 
| Explications en français | 5   Caméléon vaincu [1.3] | 
| Tous les mots composés | 6 Kabaosy | 
| Entrée (2/4) | 7 kabaosy | 
| Partie du discours | 8 adjectif | 
| Explications en malgache | 9   Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1] | 
| Explications en français | 10   lâche, poltron, sans coeur [1.3] | 
| Entrée (3/4) | 11 kabaosy | 
| Partie du discours | 12 nom | 
| Explications en malgache | 13   Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] | 
| Explications en français | 14   sorte de guitare. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Vocabulaire | 15 Musique: instruments | 
| Synonymes | 16 kabaosa, kabosa, kabosy | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Entrée (4/4) | 139 Kabaosy | 
| Mots élémentaires | 140 kabaosy | 
| Partie du discours | 141 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 142 Géographie: agglomérations | 
| Anagrammes | 143 abosika, 144 kabaosy, Kabaosy | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |