|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 kabaosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tanalahy resy an' ady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Caméléon vaincu [1.3]
Kamban-teny rehetra  6Kabaosy

Teny iditra (2/4)7 kabaosy
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 lâche, poltron, sans coeur [1.3]

Teny iditra (3/4)11 kabaosy
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 sorte de guitare. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  15 Feon-kira: zavamaneno
Tovy hevitra  16kabaosa, kabosa, kabosy
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (4/4)139 Kabaosy
Sokajin-teny  140 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  141 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  142 abosika, 143 Kabaosy, kabaosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02