| Entrée | 1 tokana | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   alone, single [1.7] | 
| Explications en français | 5   seul, solitaire [1.8] | 
| Exemples | 6   Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra.
[2.324] 7 Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470] 8 Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 27 84 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 28 irery, honjohonjo, singana, fotsiny | 
| Proverbes | 29 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 30 antoka, 31 kantao, 32 katona, 33 kotana, 34 takona, 35 tanako, 36 tokana, 37 tonaka, tonàka | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |