|
|
|
|

Entrée1  maitso tanora
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] maitso matsora
Explications en français  4  [1.3] vert tendre clair
Exemples  5  [2.332#15] maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny
6  [2.5#46] Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora
Mots élémentaires  7  maitso, tanora
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/04/28