Entrée (1/2) | 1 mangoraka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io |
Exemples |
4 [1.263] Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao. 5 [2.528] Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! |
Radical | 6 horaka |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 mangorakoraka |
Analogues | 12 antra, malahelo, mitsetra, manana tse-po, ngoaina, mangora-po, mitse-po, onena, ongena |
Entrée (2/2) | 13 mangorà ka |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en malgache |
15 [1.1] Mena mivaivay, mangatrakatraka |
Radical | 16 hor |
Mots composés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Anagrammes | 116 mangaroka, mangoraka, mangorà ka, mokaranga, ramangoka |
Mis à jour le 2025/04/30 |
![]() |