| Entrée | 1 lokanga | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a violin; any stringed instrument played with a bow [1.7] | 
| Explications en français | 5   violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [1.8] | 
| Exemples | 6   Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha.
[1.437#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 8 6 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 9 Musique: instruments | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Proverbes | 132 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 133 Randzavola: lokanga ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 134 kolanga, 135 lokanga | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |