| Entrée | 1 piano | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1] | 
| Exemples | 4   Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala.
[2.472] | 
| Vocabulaire | 5 Musique: instruments | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Anagrammes | 128 paino, 129 piano | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |