| Entrée | 1 taralila | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan' angorodao, fahita any amin' ny Betsimisaraka [1.1] | 
| Exemples | 4   notendren' Ikemba ny taralila, ka nanakoako ny moron-dranomasina.
[2.499#] | 
| Vocabulaire | 5 Musique: instruments | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Anagrammes | 128 lalaitra, 129 taralila | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |