| Entrée (1/3) | 1 velona | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny zanakazo namboleko ~ Mbola velona any ihany va re izay Rabe e! Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa velona ve ilay fiarakodianao? Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Velona ny lakolosy ~ Velona ny amponga ~ Velona ny tehaka raha vao nitsangana fotsiny izy Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny sy an' ohatra): Efa velona ny afo raha hahandro vary ianao ~ Velona indray ny hatezerany nandre izany teny izany Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mbola velona tsara izany fiteny izany ~ Mbola velona mandraka ankehitriny ny "Kitay telo andalana" Manomboka: Naka akalana iray avy izahay telo lahy dia velona tamin' izay ny resaka Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maimbo velona io hena io izany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   living, alive [1.7] | 
| Explications en français | 5   vivant [1.8] 6 tout ce qui est vivant, aussi bien les plantes que les animaux et les humains [1.196] | 
| Exemples | 7   fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona
[2.131] 8 Mbola velona ihany hianao Razay! [2.324] 9 Filazana toetr'olom-belona hiany izany. [2.59#77] 10 Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? [2.471] 11 tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 37 102 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 38 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/3) | 39 velona | 
| Partie du discours | 40 interjection [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 41   Teny atao firarian-tsoa raha misy olona mievina: Velona e! [1.1] | 
| Entrée (3/3) | 42 velona | 
| Partie du discours | 43 adjectif | 
| Explications en malgache | 44   be voninahitra [Bezanozano]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 45 levona, 46 velona, 47 volena | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |