|
|
|
|

Entrée (1/3)1  andro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Bara] masoandro, orana: Avy ñy andro
4  [1.1] Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay
Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava
Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo
Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy
Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina
Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro
Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina
Fotoana: Vary andro foana eto aho
Explications en anglais  5  [1.2] the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.]
6  [1.7] a day; an epoch or period
a great day
Explications en français  7  [1.8, 1.5#65] jour, temps
8  [1.5#65] époque
Vocabulaire  9  Temps
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adverbes :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Titres  153  Amina Batsola : tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III (Dox)
154  Fanandroana : fianarana manisa andro malagasy (Rabesata Arima)
155  Indray andro tao Sahabe (Andry Andraina)
156  Ririnina ny andro
Proverbes  157  Proverbes contenant le mot andro
Article  158  Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)159  andro
Partie du discours  160  nom
Explications en anglais  161  [1.2]
Explications en français  162  [1.3] action de se baigner, bain
Morphologie 
163  Simple :
Dérivés 
164  Verbes actifs :
165  Verbes passifs :
166  Verbes relatifs :
167  Noms :
168  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (3/3)170  andro
Partie du discours  171  nom
Explications en malgache  172  [1.78] [Taisaka] habokana
Explications en français  173  [1.82] [Taisaka] lèpre
Vocabulaire  174  Santé
Morphologie 
175  Simple :

Anagrammes  176  andro, doran, drano, droña, ndrao, ondra

Mis à jour le 2025/04/28