| Entrée (1/3) | 1 dory | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1] | 
| Tous les mots composés | 4 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 5 Musique: instruments | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Entrée (2/3) | 128 dory | 
| Partie du discours | 129 nom | 
| Explications en français | 130   dormir. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Entrée (3/3) | 131 dory | 
| Radical | 132 dotra | 
| Partie du discours | 133 impératif du verbe passif dorana [Liste complète] | 
| Exemples | 134   andeha, dory amin' ny afo izany.
[2.996#] 135 dory ireo fako rehetra azo dorana. [2.424#] | 
| Anagrammes | 136 diro, 137 dory, 138 drio, 139 odry, 140 Rody | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |